Fitsarana
Rtoa Mireille Rabenoro: Tokony hojeren’ny Fitsarana manokana ny famonjana ireo voafonja
Talohan’io fanehoan-kevitr’i Ramatoa Mireille Rabenoro Filohan’ny CNIDH io dia efa nanamafy koa ny Ministry ny Fitsarana Atoa Andriamahefarivo Johnny Richard fa tsy tokony ho atao « systématique » ny fitanana am-ponja vonjimaika (« détention préventive ») eto amintsika.