Geba

Nandao antsika ny mpanakanto Randrianasolo Bruno (Geba)

Publié le Mis à jour le

Anisan’ny andrarezin’ny hira Bà Gasy, ny Fanatanjahantena, ny Fampianarana, kabary sy fanentanana samihafa.

RIP – Mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany.