Gemfield
Londres: Niaiky ny heloka vitany teo anoloan’ny Fitsarana i Romy Voos Andrianarisoa
Raharaha kolikoly avo lenta nitakiana volabe tamin’ny orinasa Gemfields mitrandraka vato sarobidy eto Madagasikara no nanenjehana an’i Romy Voos Andrianarisoa, izay Talen’ny Kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika mialohan’ny nisamborana azy, sy ny mpiray tsikombakomba frantsay Philippe Tabuteau taminy tany Angletera.