Hetsika fanorenana ifotony
Fandaharana manokana: Pety Rakotoniaina
Naneho ny heviny mikasika ny fiainam-pirenena, ny fanomanana fifidianana, sy izay mety ho vokatr’izany ho an’ny vahoaka malagasy ity mpanao politika malaza ity.
Teraka indray ny HFI (Hetsika Fanorenana Ifotony an’i Madagasikara) tsy mankatoa ny Praiministra Ntsay Christian
Vondron’Antoko politika 111 nivory teny amin’ny CCI-Ivato tamin’ny Fihaonana an-tampony nokarakarain’ny CFM (Conseil du Fampihavanana Malagasy) no nanao sonia ny fehin-kevitra ka nanambara fa:« Tsy ekena ny vahaolana tandrametaka sy ny fanosehana amin’ny fifidianana ankamehana fa manozongozona ny Fiandrianana sy ny Firaisam-pirenena! »