Hira Gasy

Hira gasy: vakoka sy seha-pihariana

Publié le Mis à jour le

Olona 22 ka hatramin’ny 28 eo no mandrafitra ny tarika mpihira gasy iray. Taorian’ny Kabary malagasy dia ezahan’ny Minisitera misahana ny Serasera sy Kolontsaina  ny fampidirana azy io ho anisan’ny Harem-bakoka ara-tsaina ho an’ny Zanak’olombelona maneran-tany.

Kabary malagasy: nampidirin’ny UNESCO ho Vakoka maneran-tany ho an’ny Zanak’Olombelona

Publié le Mis à jour le

Le Kabary malagasy est classé par l’UNESCO « Patrimoine culturel immatériel de l’Humanité » au cours de sa 41ème Session à Paris. De même, le Ministère de la Culture va demander l’inscription du Hira Gasy dans ladite liste en 2022.