Jean Jacques Ralambonirina
Lokan’adin’ny Kabary Malagasy manoloana ny fandrosoana
Ny Kabary manoloana ny fandrosoan’ny fiaraha-monina ankehitriny. Famelabelarana ataon’Atoa Jean Jacques Ralambonirina, Filoha Lefitry ny FIMPIMA (Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany), miaraka amin’ny Fikambanana Harena Madagasikara sy ny JAI Association.

