Jean Nalisoa Ravalitera
« Confession »: Nalisoa Ravalitera
Mpampianatra-mpikaroka, mpanao asa soratra, mpikabary, Tale Jeneraly momba ny Teny ao amin’ny Akademia, mpikambana mahefa ary Filoha lefitra ao amin’ny Akademia malagasy sy ny Académie africaine des Langues ny Dr. Jean Rabenalisoa Ravalitera (docteur es-Lettres) mivahiny ato amin’ny fandaharana.