JMJ Portugal
Antsirabe JMJ MADA X: nandefa solontena ny JMJ International avy any Portugal
Fantatra fa i Portugal no handray ny JMJ International 2023 (01-06 Août 2023) izay voatery nahemotra noho ny fisian’ny Covid-19. Hiaraka amin’ny Tanora ny Papa François amin’io fotoana io, ary mety hitsidika an’i Fatima izay nisehoan’i Masina Maria tamin’ny Mpiandry ondry kely telo mianadahy tamin’ny taona 1917, rahefa nialohavan’ny Anjely avy any an-danitra ny taona 2015.