kolikoly Gemfields
Fitsarana an’i Romy Voos Andrianarisoa any Londres: « voamarina fa meloka izy », hoy ireo mpitsara mpanampy anglisy
Andrasana tsy ho ela ny famoahan’ny Fitsarana ao Londres ny sazy hampiharina amin’izy sy ilay teratany frantsay Phlippe Tabuteau, raha ny angom-baovao