Fitsarana an’i Romy Voos Andrianarisoa any Londres: « voamarina fa meloka izy », hoy ireo mpitsara mpanampy anglisy

Publié le Mis à jour le

Andrasana tsy ho ela ny famoahan’ny Fitsarana ao Londres ny sazy hampiharina amin’izy sy ilay teratany frantsay Phlippe Tabuteau, raha ny angom-baovao

Laisser un commentaire