lamesa

Vondrona Dream’In sy I-BC radio-Tv: hampita Lamesa amin’ny Faritra maro

Publié le Mis à jour le

Handray anjara amin’ny fankalazana ny JMJ (Fihaonamben’ny Tanota) any Antsirabe ny Vondrona, ary hanokatra ny onjam-peony amin’ny Faritra maro araka ny nambaran’ny Filoha Tale Jeneraliny Andry Raobelina.