Liza Raseta

Salomon – Kintana Telo: Fankalazana ny faha-60 Taona nihirana

Publié le Mis à jour le

Tao amin’ny Salle Plaza Ampefiloha, nakotrokotroka ny faran’ny herinandro 31 Jolay teo ny nankalazana ny faha-60 Taona nihiran’i Solomon izay notronin’ireo maro mpankafy azy sy artista namana.

 

Hirandrazako: Kintana telo