Me Lala Ratsirahonana
Médiature sy ny Lalàna: nahavita dingana lehibe amin’ny alalan’ny Finday
« Application mobile VIEN » novokarin’ny Médiature de la République miaraka amin’ny mpikirakira teknolojia malagasy (Vien Jean François Mozambique, Directeur Tech AID Madagascar),mba hisorohana ny tsy fahalalan’ny olona ireo Didy aman-dalàna manankery, tsy voatery ho amin’ny alalan’ny Gazetim-panjakana irery ihany intsony. Ampidirina maimaimpoana ao anaty finday, ho an’ny mpianatra Lalàna, ny matihanina isan-tsokajiny, ary ireo mpisehatra rehetra eo amin’ny fandraharahana …
Médiature sy Zon’Olombelona: ny tsara ho fantatra
Manome Fiofanana ho an’ireo rantsa-mangaika eo amin’ny Filaminam-bahoaka sy manampariaka ny fahalalana ny zon’ny tsirairay eo anivon’ny fiarahamonina no himasoan’ity sampan-draharaham-panjakana ity amin’izao, izay tarihan’ny filohany Maitre Lala Ratsirahonana, ary tohanan’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana HCDH (Haut Commissariat au Droit de l’Homme).