Mpitandrina Josoa Rakotonirainy
Mpitandrina Josoa Rakotonirainy: fanaovam-beloma farany
Nodimandry tany amin’ny Nosy La Réunion izy. Olona nampihavana nandritra ny androm-piainany. Notoloran’ny Fanjakana ny mari-boninahitra Grand-Croix de 2-ème Classe tamin’izao fahalasanany izao.