Noro Harimisa Razafindrakoto

Minisitra teo aloha Noro Harimisa Razafindrakoto:: manazava momba ny P.D.M

Publié le Mis à jour le

« Tsy Plateforme de l’Opposition ny Plateforme de Dialogue et de Médiation », hoy Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto izay  Minisitry ny Fitsarana teo aloha, sady Mpampianatra Lalàna amin’ny Ambaratonga ambony.

FES: Azo hitokisana ve ny Fitsaràna sy ireo mpisehatra eo aminy?

Publié le Mis à jour le

Fandaharana niainga avy teo amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza.

Vahiny nasaina:

  • Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto (Minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry ny Kasem-panjakana teo aloha),
  • Atoa Clément Jaona (Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara), ary
  • Atoa Patrick Rafolisy (société civile, Praticien de la Gouvernance démocratique, de la Promotion de l’intégrité et de la Réforme de la Justice).

Mpanolotra: Abraham Razafy, Tonian-dahatsoratry ny TVPlus Madagascar, sy Atoa Raoto Andriamanambe, Tonian-dahatsoratry ny Politikà sy ny FES Madagascar.