Premier ministre de la Refondation

Herintsalama RAJAONARIVELO est nommé Premier Ministre de la Refondation

Publié le Mis à jour le

Premier Ministre de la refondation Herintsama Rajaonarivelo

Iza moa ny Praiminisitra vaovao Herintsalama RAJAONARIVELO ?

  •  PCA ny Banky BNI Madagasikara
  • Mpanolotsaina iraisam-pirenena izay efa nitantana asa maro ho an’ny Banky Iraisam-pirenena, ny Vondrona Eoropeana, ny Sekreteram-panjakana an’ny firenena ACP, ny COMESA, ny SADC, ny COI ary ny BAD, ITC.
  • Efa Filoha nitarika ny Fikambanan’ny Mpampiasa Malagasy (FIVMPAMA) nandritra ny 10 taona.
  • Mpikambana amin’ny vondrona teknika miasa momba ny Varotra iraisam-pirenena (COI, OMC, COMESA, Fifanarahana UE/ACP, sns.).
  • Nandray anjara tamin’ny fanomanana programa ho an’ny Governemantan’i Madagasikara (toy ny Fond d’Appui au Secteur Privé/BM, Programme d’Appui au Développement du Secteur Privé/Fonds Européen de Développement, Madagascar Action Plan, Fonds de Portage et de Privatisation/BM, Programme d’Appui à la Privatisation/STP/BM, sns.).
  • Manana ny mari-pahaizana : Diplôme de 3ème cycle en Économie Industrielle – Économie d’entreprise.

Lalana nizorany: