Ra-Dada
Nodimandry Razafindrabe José Richard [Ra-Dada bassiste]
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany.
Mpitendry guitare-basse malaza, nanaraka mpanakanto andrarezina maro i Razafindrabe Richard, anisan’ireny Henri Ratsimbazafy, tarika Charlie, tarika Poopy, Voahirana, Giana (zanany), sns …

