Raivo Ralidera

Voly Voninkazo: Fahafinaretana, Fahasalamana, … no sady Haingo

Publié le Mis à jour le

Manazavazava ny tombontsoa mety ho azon’ny tsirairay avy amin’ity sehatr’asa ity Ramatoa Raivo Razafindrazaka Ralidera, na dia ho an’izay tsy tena matihanina aza. Mandritra ny Fampirantiana izay atao etsy Anosy.