Remenabila
Nanaiky hanao « face-face » amin’ny fahitalavitra i Andry Biahary sy ny SEG – Serge Gellé, araka ny fampahafantarana
Ny Zoma 03 Novambra 2023 amin’ny 09 Ora alina ny fotoana nifanomezana ho an’ny Vahoaka malagasy.
Andry Biahary, alias Bakiky, alias Remenahabo, alias Remenabila: manome « ultimatum » ny SEG GELLE
Nihantsy ny Jly misotro ronono Richard Ravalomanana hifanatrika aminy ihany koa i « Remenabila » amin’ny alalan’ny TV direct.