Repoblika malagasy 14 Oktobra 1958
14 Oktobra 2025: ny Repoblika sy ny Antenimierampirenena ary ny CAPSAT
Feno 67 taona ny Repoblika Malagasy izay nambara ampahibemaso tamin’ny fomba manetriketrika teny Andohalo ny 14 Oktobra 1958. Ny taona 2025 kosa, dia teo amin’ny Lapan’ny Tsimbazaza sy Ambohitsirohitra no nisian’ny Fanambarana miezinezina raiketin’ny Tantara.
Ambohitsirohitra: manomboka ny 1.58.40
Conseil présidentiel de la refondation de la république de Madagascar:
- Président de la Refondation : colonel Michaël Randrianirina
- Membres du Conseil présidentiel : Lucien Rabearimanana, Solofoniaina Thierry Rampanarivo, Gervais Andriamiarisoa et Manantenasoa Marcellin Zafitasondry Ranoelson