RN 13

Faritra Atsimo sy Atsimo-Atsinana: natomboka ny fanamboarana ny Làlana RN 13 sy RNT12-A

Publié le Mis à jour le

Ireo làlana ireo no mampitohy an’Ambovombe sy Taolanaro (Fort-Dauphin) izay vatsian’ny BEI (Banky Eoropeana), sy ny làlana Ihosy-Betroka izay tanterahina amin’ny volam-panjakana madiodio , ary Vangaindrano sy Taolanaro: ho foana ny Bac folo fa ho soloina tetezana avokoa (Banky afrikana ho an’ny Fampandrosoana).