RP Curé Rakotondramanana Modeste Romule
ECAR Saint-Joseph Mahamasina: Krismasy Fiaviana 3
Sorona Masina ho fandraisana ny Noely 2025, notarihan’ny RP Curé Rakotondramanana Modeste Romule. Toriteny fampianarana: ny tena dikan’ireo voambolana eo amin’ny Finoana sy fiainana kristianina.