Siteny Randrianasoloniaiko n°13
Fandaharana manokana 26 Oktobra 2023 : Siteny Randrianasoloniaiko – Kandidà ho Filoham-pirenena
Kandidà n° faha-13, Solombavambahoakan’i Madagasikara, Sekretera nasionalin’ny Antoko PSD, mpitarika ny Mihava Tour, mihantsy ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina hanao « face-à-face » eo amin’ny Kianja Barea, vahinin’i Gascar Fenosoa.