tahalan-kevitra

Tantara sy Fiainam-pirenena: Prince Dr. Ndriana Rabarioelina

Publié le Mis à jour le

TAHALAN-KEVITRA: famelabelarana nataon’ny Prince Dr. Révérend Ndriana Rabarioelina tao amin’ny fahitalavitra manazava ny antom-pisian’ny Fivondronamben’ny Ampanjakan’ny Foko rehetra sy ny taranak’Andriana eto Madagasikara manoloana ny fiarahamonina sy ny soatoavina malagasy.