Thierrey Rajaona

Fandraharahana: nihemotra ny laharan’i Madagasikara, hoy ny Filohan’ny GEM, Thierry Rajaona

Publié le Mis à jour le

Manazava ny fiantraikan’ny fahasarotana eo amin’ny sehatry ny fandraharahana  amin’ny fampiakarana ny karama farany ambany indrindra Atoa Thierry Rajaona Filohan’ny Vondron’ny Mpandraharaha malagasy (GEM – Groupement des Entreprises malgaches).