Fanabeazana vahoaka: José Andrianoelison sy Julien Radanoara

Vidéo Publié le Mis à jour le

Madagasikara sy ny mpiara-miombona antoka iraisam-pirenena – « Communauté internationale »:

vahinin’ny fandaharana Andriamatoa isany José Andrianoelison mpanao pôlitika ary efa minisitra teo aloha, sy ny Profesora Julien Radanoara, mampianatra Fifandraisana iraisam-pirenena.

Laisser un commentaire