Gasy Fomba: Anosimanjaka

Publié le Mis à jour le

Fanazavana samihafa maneho ireo antony tokony hanamafisana ny Fomba iraisan’ny Foko rehetra eto Madagasikara ny Taom-baovao malagasy. Anisan’ny mankalaza ny fomba hatriny elabe ny Fokontany Anosimanjaka ao amin’ny Kaominin’Ambohitrimanjaka.

Laisser un commentaire