Tantara miafin’i Madagasikara

Publié le Mis à jour le

Cet article (en malgache) résume des faits saillants de l’histoire de Madagascar. Plusieurs scientifiques ont parlé de l’origine juive des Malagasy habitant à Madagascar, aussi bien sur les hautes terres centrales que dans toutes les régions côtières de la grande île.

Propos du Rev. Dr. Ndriana RABARIOELINA, Docteur en Théologie (USA) Chef du Conseil des Rois et Princes de Madagascar

Jiosy ve ny Malagasy?

Ratefy Tolotra dia Mpitandrina, nandalina Teolojia, Hebreo, Arameana sy Akadiana tany amin’ny Oniversiten’i Münster, ary ny Fitsaboana Alemana.
Nanao fikarohana mitondra ny lohateny hoe « Sind die Madagassen Jüden. » midika hoe: « Jiosy ve ny Malagasy »? (Vakio ny santionany), na jereo ity fandaharana tao amin’ny TVM Televiziona malagasy ity (Jiona 2017)


Tsara koa ny mahafantatra ny Vovonana MA.MA.FI hifandraisan’ireo Raiamandreny ara-drazana izay miezaka mandrindra sy mampiely ny Hasim-piandrianan’ny Malagasy eto amin’ny Nosy.

Laisser un commentaire