Nicolas Dupuis: notendrena ho DTN sy « Sélectionneur »-ny Barea mandritra ny 4 taona indray
Vita sonia ny fifanaraha teo aminy sy ny FMF ary ny Fanjakana malagasy no handoa ny karamany sy ny kojakoja samihafa: fanazavan’i Arizaka Raoul Rabekoto Filohan’ny Federasiona.