Tantaran’ny Sakalava Boeny_1_Pr Rabesa Zafera Antoine

Publié le Mis à jour le

Pr Rabesa Zafera Antoine dia Mampianatra Mpikaroka nisahana andraikitra maro teto an-toerana sy tany ivelany. Mpitarika pôlitikan’ny Antoko Leader Fanilo, efa minisitry ny Fikarohana sy Fampivoarana ny Teknolojia, ary koa Minisitry ny Fampianarana ambony. Ambasadaoro malagasy tany Bonn (RFA), Filohan’ny Oniversiten’i Mahajanga, sns …

Part 2

Part 3

Laisser un commentaire