FMI malagasy: « défi » enjana be ity fa « maty ny Malagasy » hoy Jean Jacques Ratsietison
Torohevitra miendrika « lôjika takatry ny olon-drehetra » no atolotr’Atoa Jean Jacques Ratsietison izay Filohan’ny FMI malagasy (Fahefa-mividy no Ilain’ny Malagasy, sady manam-pahaizana manokana momba ny Toe-karena) an’ny Filoha Andry Rajoelina ato amin’ity fandaharana ity.
Fitiavan-tanindrazana sy famonjena ny Firenena no votoatiny, ary « hitolo-tena ho gadraina izy » raha ampiharina ny stratejiany kanefa tsy mahomby, hoy izy