Zoendreniny Elakovelo: fanatsarana ny Dina sy ny Ampanjaka eto Madagasikara

Publié le Mis à jour le

Tsy mifanaraka amin’ny hevi-dehibe tapaky ny Ampanjaka sy Olobe to-teny tamin’ny Fihaonambe tany Nosy Be ny  fampiharana ny Dina amin’izao fotoana, ka mila fanatsarana hoy ny Printsesy Mahafaly Zoendreniny Etsiosa Elakovelo, izay Filoha mpitarika ny FCRTM koa (Fédération des Communautés Royales et Traditionnelles de Madagascar), ary tsy afa-miala aminn’ny Ampanjaka ka tokony ho eo ambany fiahian’izy ireo (kolontsaina sy fomba ara-drazana) ny fanatanterahana azy.

Laisser un commentaire