Mpamokatra lavanila – Faritra SAVA: mikaika ny Prezidà Rajoelina
Mitaraina ary manome fe-potoana ny Fitondrana mahefa izy ireo mba hamaha ny olana mianjady aminy efa am-bolana maro: « tsy misy mividy ny vokatra ».