Notendren’ny Papa François ho Arsevekan’Antananarivo i Monseigneur Jean de Dieu Raoelison

Publié le Mis à jour le

Monseigneur Jean de Dieu Raoelison izany no handimby an’i Mgr Odon Razanakolona izay handeha hisotro ronono eo anivon’ny Eglizy Katolika Romana [EKAR – Antananarivo].

Mitrotro am-bavaka ny lalam-piainan’izy roa lahy mianaka tsirairay avy mba hamoa be eo amin’ny sahan’ny Tompo.

Laisser un commentaire