Monja Roindefo: Akon’ny 14 Juillet 2023

Publié le Mis à jour le

Diplomasia: « invité personnel » ‘ny Filoha frantsay Emmanuel Macron no nanasana an’Atoa Monja Roindefo tamin’ity fankalazana indray mitoraka  teo amin’ny Champs-Elysées ity; araky ny ambarany eto. Tsara tsiahivina fa, ankoatran’ny maha-Filohan’ny Antoko Monima azy, dia Praiminisitra voalohany tamin’ny Tetezamita i Monja Roindefo.

 


Famakafakana ara-tantara: Denis Alexandre Lahiniriko (Mpahay Tantara) sy Monja Fokonontsoa (Mpampianatra-mpikaroka) zanaka vavin’Itompokolahy Monja Jaona

Laisser un commentaire