Andry Raobelina [Antoko ARB]: nanambara ny filatsahany ho Filoham-pirenena
Ankoatra ny filatsahan’ny Filohan’ny ARB ho fidiana, dia hasongadin’ny vaovao koa ny fanambarana iombonan’ireo kandidà maro (manomboka eo amin’ny minitra 11:31) fa « Madagasikara tsy entina vahiny » fa mamadika ary manafoana ny Fiandrianam-pirenena ny fisian’izany.