Manamafy hatrany ny antso hisian’ny fifampiresahana ny FFKM
Nanohy ny hetsika am-pilaminana ireo fiombonan’ny kandidà ho Filoham-pirenena. Nanohy ny fihaonana tamin’izy ireo teny amin’ny Foibeny teny Ampandrana koa ny FFKM ny hariva teo.
Conjoncture politique : Le FFKM prône le dialogue et la liberté d’expression
