Lahatenin’ny Printsesy Fenosoa Ralandison ho an’ny Filoha Rajoelina
« Nandona ny foko manokana ny tenin’i Princesse Fenosoa Ralandison Ratsimamanga izay nisolo tena ireo raiamandreny ara-drazana eto Madagasikara. Sarobidy ho ahy tokoa ny tso-drano sy ny fankaherezanareo raiamandreny. Hifanolo-tanana isika, hiaraka hampandroso ity #Tanindrazana malalantsika ity.
Mankasitraka am-pitiavana anareo!« , hoy ny Filoha Andry Rajoelina raha namaly an’i Printsesy Fenosoa Ralandison.