Ampamoakan’ny Filohan’ny ARFM: « Tsy an’ny Malagasy intsony ny Tany », hoy ny nambara tamin’Atoa Rakotondrasoa Noël
Tsiahivina fa Filohan’ny Antenimieran’ny Raiamandreny ara-drazana sy ny Foko malagasy ny lehilahy. « Maro ny tsindry mahazo ahy », hoy izy. Misy ny faneriterena sy fandrahonana isan-karazany