Fiarovana ny sisintany – Tokony hatevenina ireo Tantsambo miaramila isam-paritra
« Ankoatran’ny fitsirihina ireo trafika sy ny kolokolo isan-karazany izay mihamahazo vahana, dia eo iindrindra koa ny fiarovana amin’ireo Vondrona mpampihorohoro iraisampirenena (Etat islamique, Daesh, sns …) izay manararaotra ny fahalemen’ny rafitra ara-pitaovana sy arak’olona misy eto amintsika », hoy ny Jeneraly misotro ronono Razakamanana Ferdinand.