Mitambatra ny Kandida Ben’ny Tanàna ao Toliara -Tsy hanaiky Voka-pifidianana hatramin’ny farany
Kandidà telo mirahalahy mitambatra, fa efa nodimandry ny iray (Viva Gaston), no mihatrika ny mpanadina Atoa Francis Mahasampo, dia Atoa isany Frérot Ralaivahiny (Pro-Siteny) sy Serge Vital (Indépendant).