21 Mars 2009 – 21 Mars 2025: Tsingerintaonan’ny Fianianan’ny Filoha Rajoelina teo Mahamasina
17 Mars 2009: nafindran’ny miaramila tamin’ny Andry Rajoelina ny Fahefana. Efatra andro taorian’io no natao teo amin’ny Kianjan’i Mahamasina ny Fianianana.