Gérard Andrialemirovason: « Vahoaka miaro ny tanindrazany sy ny fombany no mety mampiongana fa tsy ny antoko pôlitika »
« Fotoana izao tokony hisian’ny fifampiresahana manoloana ireo fanamby sy ambana maro ankehitriny », hoy ity mpanao pôlitika zokiolona ity.