Sommet COI – Hajo Andrianainarivelo: « Resy tanteraka ny diplomasia malagasy! »

Publié le Mis à jour le

Nampianarin’i Comores diplomasia ny Malagasy », hoy izy nanohy, tamin’ny fitakiana ireo Nosy aty amin’ny Faritra Ranomasimbe Indiana. ‘Tsy anjaran’ny Frantsay koa ny manapaka izay tian’ny Malagasy hanaovana ireo Nosy ireo, … »


« Tafampita amin’ny Fitondrana frantsay avokoa ny hetahetan’ny mpanohitra, nandritra ny fihaonana manokana teny amin’ny Résidence de France, Ivandry ny 23 Aprily, araka ny fampiantsoana izay nataon’ny Filoham-pirenena frantsay », hoy kosa ny solombavambahoaka Jean Jacques Rabenirina.

Laisser un commentaire