Image Publié le 27 juin 2025Mis à jour le 27 juin 2025
Cette entrée a été publiée dans Culture, Education, Famille, Kanto sy Hira, Malagasy, Nécrologie, Société et taguée Rabetafika Ranjeva Yvette Razafimalala.
Z-ovy no tsy manampo fa samy ho tojo fodiana,A-naty tranga mpiseho nofaritana ho « fahoriana » ?N-a an-tsaha na am-bohitra, iny samy mbola variana,A-kaito, ny lahatra, soko miandry izay hiaviana…K-ajakaja fanao tamim-piankohonana,A-ndraikitra sahanina tamin’ny fiaraha-monina,N-o indro nifarana tamim-pahanginana…D-eraina ny Mpahary nanome ny ZanakandrianaR-abetafika – Ranjeva Yvette ho isan’ny fahamboniana :I-ndreo sehatra maroloha, nahombiazany avokoa !A-ndriamanitra tompon’ny lavoraryN-o hanolotra dimby ka hampanjary,A-mpoizina ho tsangy ka haary.———————–Mandria am-piadanana Ny Andriambavy,tsangam-bato iaraha-mahita ny asa vita!« ianao sy ny asanao tsy mba maty » …———————–Soli Deo Gloria – a.v.n. – 15 aogositra 2025
J’aimeJ’aime
Δ
18 août 2025 à 22 h 32 min
Z-ovy no tsy manampo fa samy ho tojo fodiana,
A-naty tranga mpiseho nofaritana ho « fahoriana » ?
N-a an-tsaha na am-bohitra, iny samy mbola variana,
A-kaito, ny lahatra, soko miandry izay hiaviana…
K-ajakaja fanao tamim-piankohonana,
A-ndraikitra sahanina tamin’ny fiaraha-monina,
N-o indro nifarana tamim-pahanginana…
D-eraina ny Mpahary nanome ny Zanakandriana
R-abetafika – Ranjeva Yvette ho isan’ny fahamboniana :
I-ndreo sehatra maroloha, nahombiazany avokoa !
A-ndriamanitra tompon’ny lavorary
N-o hanolotra dimby ka hampanjary,
A-mpoizina ho tsangy ka haary.
———————–
Mandria am-piadanana Ny Andriambavy,
tsangam-bato iaraha-mahita ny asa vita!
« ianao sy ny asanao tsy mba maty » …
———————–
Soli Deo Gloria – a.v.n. – 15 aogositra 2025
J’aimeJ’aime