Vovonana PAM (Panorama, Antanimena, Médiation active et inclusive): Miantso fifampidinihana hanavotana ny Firenena
Mitaky fananganana Governementa teny hierana ny Vovonana pôlitika PAM dieny mbola tsy tara. Miantso ny FFKM, sy ny Hery velona isan-tsokajiny ary ny Mpitondra Fanjakana hifanatona …