Fikasana hamono ny Filohan’ny Fanavaozana: manazava i Harry Laurent Rahajason, Talen’ny Serasera
Tamin’ireo alin’ny Alahady sy ny Talana no nitrangan’ny hetsika, miampy ny ambana handoro ny Lapan’y Antenimiera ao Tsimbazaza ny Sabotsy ho avy.
Manao Antso ny Vondron’ny Hery Fiarovana sy Filaminana eto amin’ny Firenena
Manao fanambarana ato koa ny Colonel Patrick Rakotomamonjy, sy ny solontenan’ny Gen Z nanao ny hetsika teny Ambohijatovo tamin’ny faran’ny herinandro teo.