Fikasana hamono ny Filoha

« ‘Tsy fikasana hamono ny Filoha, fa manana contrat 2 taona izahay », hoy ny tompon’ireo drones dimy teny Ivandry

Publié le Mis à jour le

Tohin’ny vaovao nozarain’ny Talen’ny Seraseran’ny Fiadidiana ny Fanavaozana, Harry Laurent Rahajason, na « Rolly Mercia » , mikasika ity teti-dratsy famonoana ny Colonel Michaël Randrianirina mivady ity.

Fikasana hamono ny Filohan’ny Fanavaozana: manazava i Harry Laurent Rahajason, Talen’ny Serasera

Publié le Mis à jour le

Tamin’ireo alin’ny Alahady sy ny Talana no nitrangan’ny hetsika, miampy ny ambana handoro ny Lapan’y Antenimiera ao Tsimbazaza ny Sabotsy ho avy.


Manao Antso ny Vondron’ny Hery Fiarovana sy Filaminana eto amin’ny Firenena


Manao fanambarana ato koa ny Colonel Patrick Rakotomamonjy, sy ny solontenan’ny Gen Z nanao ny hetsika teny Ambohijatovo tamin’ny faran’ny herinandro teo.