« ‘Tsy fikasana hamono ny Filoha, fa manana contrat 2 taona izahay », hoy ny tompon’ireo drones dimy teny Ivandry
Tohin’ny vaovao nozarain’ny Talen’ny Seraseran’ny Fiadidiana ny Fanavaozana, Harry Laurent Rahajason, na « Rolly Mercia » , mikasika ity teti-dratsy famonoana ny Colonel Michaël Randrianirina mivady ity.