13 Mai 72

OMAD sy ny 13 Mai miaraka amin’ny Jeneraly Désiré Ramakavelo

Publié le Mis à jour le

Fandaharana manokana hahalalana TANTARA izay tsy mbola dia fandre firy.


Inona ny OMAD?

[One Meal A Day for Madagascar]

Hetsiky ny « Diaspora » ho an’ny mpiray Tanindrazana.

Mampahafantatra: Mamy Rasalomona, Randriamasy Natanaela sy Marianne Razaf. Mpanolotra: Marie-Jo